GMSDE (GPMada Services Deutschland) dia vondrona iray izay miasa eto Alemaina misahana momba ny fandefasana entana makany Madagasikara. Ny foiben'ny GMSDE eto dia Cologne.
Ny GMSDE dia niforona tamin'ny taona 2020 ary miara-miasa amin'ny GPMada Services (GMS) ao France.
(+49) 179 4020480
(+49) 176 20362071
kontakt@gmsde.de